Teny iditra mameofeo (feofeo)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Enti-milaza fofona mahery na setroka mamely ka mampangagaka ny tenda; maka tenda [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mameofeo
Ny lasa : nameofeo
Ny hoavy : hameofeo

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05