Teny iditra mamempina (fempina)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Manentsina, manampina [1.78, 1.1]
Fanazavàna teny anglisy To obstruct, as the sand, etc., does the course of a river. [1.2]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mamempina
Ny lasa : namempina
Ny hoavy : hamempina

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20