Teny iditra | mamelona afo | |
Singan-teny | mamelona ; afo | |
Sokajin-teny | kambanteny | |
Fanazavàna teny malagasy | Mampirehitra afo amin' ny kitay ao am-patana [1.1] | |
Fanazavàna teny anglisy | To light a fire. [1.2, 1.7] | |
Fanazavàna teny frantsay | Allumer le feu [1.8] | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/04/16 |