Teny iditra mambango (bango)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Mamboatra ny volo hilamina amin' ny fihogo na fandraotra, ary dia mandrandrana azy [1.1]
Fanazavàna teny anglisy To plait with the bango, to have one's hair plaited. [1.2]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mambango
Ny lasa : nambango
Ny hoavy : hambango
Filaza mandidy : mambangoa

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20