Teny iditra mamavatra (vavatra)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Manataka kely
Mamaha, mamelatra
Mamosaka, mampiseho, manambara [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mamavatra
Ny lasa : namavatra
Ny hoavy : hamavatra
Filaza mandidy : mamavàra

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05