Teny iditra |
mamangitra
(fangitra)
|
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao
|
Fanazavàna teny malagasy | Mamaritra [1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | To mark out, to place boundary lines. In the provinces it means to cut, to clip, to dress the edges of anything, to cut a book. [1.2]
|
Ohatra | Fa rehafa intelo aman' efatra izy no mifampikasoka amin' io tranombarotra io, dia hahalala mora foana fa Zaka no mitantana sy mamangitra ny làlana tsy maintsy hizorany.
[2.5]
|
Haiendriteny |
Ny ankehitriny : |
mamangitra |
Ny lasa : |
namangitra |
Ny hoavy : |
hamangitra |
Filaza mandidy : |
mamangita, mamangira |
|
Ohabolana |
|