Teny iditra mamahotra (vahotra)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Mampitahotra, mampivadi-po [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Terrifier, faire peur [1.3]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mamahotra
Ny lasa : namahotra
Ny hoavy : hamahotra
Filaza mandidy : mamahora

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20