Teny iditra | malin > maly | |
Sokajin-teny | mpamaritra | |
Fanazavàna teny malagasy | [Bara] Dia, haolo [1.78] | |
[Sihanaka] Matahotra olona, dia [1.78] | ||
[Tanosy] Kaody, matahotahotra [1.78] | ||
Teny iditra | malin > maly | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | [Bara] Omby, fananana, izay rehetra harena (Tsy mba fiteny Bara akory fa tenin’ombiasa ihany) [1.353] | |
Fivaditsoratra | lamy, lima, maly, mila |

malin | |||
|
| ||
|
|