Teny iditra |
malagasy
|
Sokajin-teny | mpamaritra
|
Fanazavàna teny malagasy | Momba an' i Madagasikara, an' i Madagasikara na avy any Madagasikara: 'Zany takariva kosa mody omby tera-bao!... / 'Ndreny lasa ny tsiriry nde-hody hifindra lasy; / Efa dify ny masoandro ne fa toa malain-kandao... / 'Zay nahita tsy hanadino ny hariva malagasy! (R. R-R) [1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | Malagasy [1.7]
|
Fanazavàna teny frantsay | malgache, malgaches
[1.8]
|
| De Madagascar: la "cueillette de goyaves rouges, de merises, de prunes malgaches" (Le Clézio) [1.61]
|
Fanazavàna teny italianina | Malgascio [1.18]
|
Fanazavàna teny alemà | Madagassisch; teny malagasy (die madagassische Sprache) [1.56]
|
Kamban-teny |
|
Lohateny |
|
|
Teny iditra |
malagasy
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny anglisy | Collective name of the languages spoken in Madagascar [3.1]
|
Fanazavàna teny frantsay | La langue malgache appartient à l [...] [tohiny 1.5]
|
| Groupe de langues malayo-polynésiennes
parlées à Madagascar [1.61]
|
Mpanahaka |
malgache |
Teny nalaina |
|
Teny iditra |
Malagasy
|
Sokajin-teny | anaran-tsamirery (olona)
|
Fanazavàna teny malagasy | Ny firenena tompon-tanin' i Madagasikara: Olona tia zanaka sy mandala fihavanana ny Malagasy [1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | Generic name of the inhabitants of Madagascar [3.1]
|
Fanazavàna teny alemà | Madagasse, Madagassin [1.56]
|
Lohateny |
|
Mpanahaka |
Madagasikara: Kôntinantan' ny Malagasy
|
|