Teny iditra makondrokondro
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  [Betsileo] Matevina, matavy: Hoditsena makondrokondro am-bavampiasy: hotaentsy leo, atele mahakenda (Hoditra matevina am-bavan' antitra: tsakoin-tsy laitra, atelina mahakenda) [1.78]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31