Teny iditra makamba
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny frantsay  [Betsileo] Lorsqu'on lie le riz en gerbes pour le transporter sur l'aire de battage, on donne ce nom aux brins mal attachés qui se dispersent et qu'il faut ensuite récupérer et battre séparément (Dubois, Dictionnaire betsileo). [1.196]
Voambolana 

Teny iditra makamba
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Anaran-kafa ilazana ny patsabe [1.1]
 Karazana patsabe [1.13]
Fanazavàna teny frantsay  [Tankarana] Crevettes [1.19]
 Crevette [1.13]
 Terme désignant la crevette dans la région du nord-ouest [1.414]
Ohatra 
1Izaho mbola tsy niompy nefa azo ompiana, hono, ny makamba. [2.117]
2Eo amin' ny fifanenan' ireo ranomasina sy ranomamy ireo no misy paompy lehibe izay mitroka sy manaparitaka io rano mankany amin' ny dobo maro dia maro izay iompiana ilay makamba na patsabe. [2.445]
Voambolana 
Mpanahaka  tsitsike

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2021/08/18