Teny iditra makafoka
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy Tsy misy tsirony, tsy mba misy ranony firy fa maimaina, matsaboka [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Pour les fruits tels que les oranges, spongieux qui ne donne pas assez de jus, desséché, on l'emploie aussi dans les sens de fade, de mauvaise qualité [1.196]
Sampanteny 

Teny iditra makafoka
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Karazan-kazo madinidinika. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Nom d'un arbuste [1.3]
 Nom d'un arbuste indéterminé d'après Grandidier et Malzac, dont les fruits sont comestibles, mais peu appréciés. Peut être un Citrus sauvage (Rutaceae). [1.196]
Voambolana 

Nohavaozina tamin' ny 2021/08/16