Teny iditra | maika tsy faingana | |
Singan-teny | maika ; tsy ; faingana | |
Sokajin-teny | kambanteny | |
Fanazavàna teny malagasy | Dodona erỳ manao zavatra na mandeha, nefa tsy mahavita na tonga faingana akory [1.1] | |
Fanazavàna teny anglisy | Much haste but little speed. [1.2] | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/07/25 |