Teny iditra mahavonona (vonona)
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Qui peut ou sait préparer [1.3]
Ohatra Tsy azo dinganina indray kosa anefa ny fotoana mahavonona ny fafy toy izany, fa ho simba izy raha tsy izany. [2.472]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20