Teny iditra | mahavantana (vantana) | |
Sokajin-teny | mpamaritra | |
Fanazavàna teny malagasy | Tsy manavia ka mora aleha: Mahavantana ahy ity hotely ity Teny tsotra ka mora tononina: Mahavantana ny vava ny anaran' i Hery kely [1.1] | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |