Teny iditra | mahatsiravina (tsiravina) | |
Sokajin-teny | mpamaritra | |
Fanazavàna teny malagasy | Mampatahotra, mampivadipo: Nandre kiakiaka mahatsiravina aho halina Mampihoron-koditra: Mahatsiravina mihitsy ilay fifandonam-piarakodia teo Analakely izay Ratsy izaitsizy: Mandehana sasao ity tarehinao fa mahatsiravina [1.1] | |
Fanazavàna teny anglisy | Shocking; appalling [1.7] | |
Fanazavàna teny frantsay | épouvantable, choquant [1.8] | |
Ohabolana | Ohabolana misy io teny mahatsiravina io | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |