Teny iditra mahatapitra (tapitra)
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Qui peut terminer, compléter [1.3]
Ohatra 
1Ary isan' izay mahatapitra toy izany izy dia mikosoka tain' ondry anankiray, ary averimberiny izany teny izany mandra-podiny. [2.69]
2Tonga rahateo koa izany biby kely isan-karazany mihinana ny voly izany, ny ramoretaka mamely ny kisoa, ny aretin' omby mahatapitra aina azy ireny. [2.470]

Teny iditra mahatapitra (tapitra)
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Qui peut salir [1.3]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31