Teny iditra mahatakatra (takatra)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny anglisy To be able to reach; to understand [1.7]
Fanazavàna teny frantsay être capable d'atteindre; comprendre [1.8]
Ohatra 
1Ny hevitry ny maro mahatakatra ny lavitra. [2.298]
2Fa misy koa tsy mahatakatra kavim-bolamena ka manao kavim-barahina. [2.436]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mahatakatra
Ny lasa : nahatakatra
Ny hoavy : hahatakatra
Kamban-teny 
Ohabolana 

Nohavaozina tamin' ny 2023/10/12