Teny iditra mahatafiditra (tafiditra (iditra))
Sokajin-teny mpamaritra
Ohatra tsy mahatafiditra ireo entana ireo aho (je ne puis pas rentrer tous ces paquets) [1.107]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mahatafiditra
Ny lasa : nahatafiditra
Ny hoavy : hahatafiditra

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20