Teny iditra mahasokatra (sokatra)
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny frantsay Qui peut ouvrir, découvrir, enlever une défense [1.3]
Ohatra Raha tsy izahay efa-mianaka no indray nanosika tsy nahasokatra azy. [2.471]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mahasokatra
Ny lasa : nahasokatra
Ny hoavy : hahasokatra

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20