Teny iditra | mahasehaka (sehaka) | ||
Sokajin-teny | mpamaritra | ||
Fanazavàna teny malagasy | Mahasempotra: Mahasehaka lahy ity fiakarankely ity Mahavita zavatra, mahomby: Nahasehaka ilay raharaha ihany lahy ny rahalahinao. [1.1] | ||
Kamban-teny |
| ||
Nohavaozina tamin' ny 2023/10/12 |