Teny iditra mahasaky (saky)
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  [Bara, Taimoro] sahy [1.78]
  [Betsileo] Manana herim-po hanao zavatra: Tsy mahasaky ny hivoaka amin' io alina maizim-pito aho [1.1]
Ohatra Zaho tsy mahasaky. [1.406]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mahasaky
Ny lasa : nahasaky
Ny hoavy : hahasaky
Tovy hevitra mahasahy

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/03/02