Entrée mahari-pery (aritra, fery)
Partie du discours locution
Explications en malgache mahazaka izay fahavoazana manjò; manan-kerimpo hizaka izay mahazo, izay mihatra, izay fahoriana na zava-tsarotra mitranga: Mahari-pery ny Malagasy [Rajemisa 1985]

Mis à jour le 2020/07/31