Teny iditra maharikoriko (rikoriko)
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy Miteraka na mahatonga rikoriko, mahasosotra izaitsizy, mahalotika: Maharikoriko ny loton' itỳ zaza ~ Maharikoriko ahy ny toetran' iny olona tsy valahara iny
Mitovy hevitra: mahaboboka ~ mahadikidiky [1.1]
Fanazavàna teny anglisy Nauseating [1.7]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20