Teny iditra mahamailamailaka (mailamailaka (malaka))
Sokajin-teny mpamaritra
Ohatra Ny iray alobotra tsy mahafatifaty, ny iray alofisaka tsy mahamailamailaka, ka aza mifanebaka fa samy aretina. [2.558]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mahamailamailaka
Ny lasa : nahamailamailaka
Ny hoavy : hahamailamailaka

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20