Teny iditra mahalala folo ho an' ny tena fa tsy mahalala iray ho an' ny hafa
Singan-teny mahalala ; folo ; tena ; iray ; hafa
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Ilazana fitiavantena maharikoriko tsy mihevitra afa-tsy ny tombon-tsoa ho an' ny tenany fa tsy mijery ny an' ny hala [1.1]
Tovy hevitra mahalala folo ho an-tena fa tsy mahalala iray ho an' olona

Nohavaozina tamin' ny 2023/07/25