Teny iditra |
mahafoy
(foy)
|
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao
|
Fanazavàna teny malagasy | Afaka hisaraka amin' ny zavatra na olona iray: Tsy mahafoy ahy i dadabe [1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | Same as mamoy, but also used to express giving, as: mahafoy vola, liberal in giving money.
[1.2]
|
| To be willing or able to give up [1.7]
|
Fanazavàna teny frantsay | Qui abandonne ou peut abandonner [1.3]
|
Ohatra |
1 | fa raha tsy hendry hianao, mora mahafoy aho;
[2.69]
|
2 | Tsy mahafoy vola hamidy takotra ka manta vary.
[2.436]
|
|
Haiendriteny |
Ny ankehitriny : |
mahafoy |
Ny lasa : |
nahafoy |
Ny hoavy : |
hahafoy |
Filaza mandidy : |
mahafoiza |
|
Kamban-teny |
|
Ohabolana |
|