Teny iditra mahafady (fady)
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny anglisy To be able to abstain from; to be continent, to be abstemious. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay Qui s'abstient ou sait s'abstenir, sobre [1.3]
Ohatra 
1Firy no mahafady tsy handainga noho ny Vola fotsiny aloha? [2.245]
2Ary raha sendra haniraka olona na ankizy fotsiny aza, tsy mety raha tsy manao " Aza mahafady " na " Mahafadia. [2.296]
Kamban-teny 
Ohabolana 

Nohavaozina tamin' ny 2023/02/18