Teny iditra | mahaesotra (esotra) | ||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||
Fanazavàna teny malagasy | [1.1] | ||||||
Fanazavàna teny frantsay | Qui peut enlever [1.3] | ||||||
Ohatra | Didim-panjakana ihany no mahaesotra ny Tale eo amin' ny toerany eo.
[1.62] | ||||||
Haiendriteny |
| ||||||
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |