Teny iditra | mahadilo (dilo) | |
Sokajin-teny | mpamaritra | |
Fanazavàna teny malagasy | Mahatonga hadilo: Mahadilo ny nify ny voasarimakirana [1.1] | |
Fanazavàna teny anglisy | To set the teeth on edge [1.2] | |
Tovy hevitra | mampadilo ~ mankadilo | |
Ohabolana | Ohabolana misy io teny mahadilo io | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |