Teny iditra mahadiky (diky)
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy Mahasosotra noho ny loto na ny zavatra maharikoriko ao anatiny: Mahadiky itỳ tranompako ity, fa misy rano maintimainty mitsininika avy ao [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20