Teny iditra | mahadala (adala) | |
Sokajin-teny | mpamaritra | |
Fanazavàna teny malagasy | Mahatonga adala, mampivozavoza, mampitahontahona: Mahadala ny toaka sy ny rongony, ka izany no nandraran' Andrianampoinimerina azy ireo [1.1] | |
Fanazavàna teny frantsay | Qui rend fou, imbécile [1.3] | |
Ohabolana | Ohabolana misy io teny mahadala io | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |