Teny iditra | mafiaka (fiaka) | |
Sokajin-teny | mpamaritra | |
Fanazavàna teny malagasy | Tsy misy tsirony, tsy misy ranondranony, be faikampaikany: Saika may itỳ hena itỳ ka nanjary nafiaka [1.1] | |
Fivaditsoratra | famaika, famiaka, mafaika, mafiaka, miafaka |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |