Teny iditra mafaike
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  [Tanala] Mafaitra, mangidy, tsy mamy, tsy matsatso: Tamam-pary mame ka mangady ny vahine mafaike (tamana ny hamamian'ny fary ka mihady ny fakany mangidy) [1.78]
Tovy hevitra mafeka

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31