Teny iditra madonda (donda)
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy Enti-milaza zavatra mavesatra, noho ny lanjan' ny tenany mihitsy fa tsy noho ny habeny na ny habetsahany; sady matevina no mavesatra [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31