Teny iditra | madina (adina) | |||
Sokajin-teny | mpamaritra | |||
Fanazavàna teny malagasy | Mahimahina, maodimaody ka mitandrintandrina [1.1] | |||
Fanazavàna teny frantsay | Qui a du souci, de la sollicitude, qui se préoccupe au sujet de [1.3] | |||
Qui se fait du souci, se préoccupe des autres [1.196] | ||||
Sampanteny |
| |||
Tovy hevitra | madimadina | |||
Anaram-javamaniry |
| |||
Teny iditra | madina | |||
Sokajin-teny | tambinteny | |||
Fanazavàna teny malagasy | [Betsileo] Ihany, fotsiny: Manao akory e? -- Soa madina [1.1] | |||
Fivaditsoratra | madañy, madina, manady, manday, mandia, manida |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |