Teny iditra madama
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Teny iantsoana amim-panajana ny vehivavy manambady, miaraka amin' ny anarany na tsia: Tonga i Madama Rakoto ~ Lasa nivoaka i Madama, tompoko [1.1]
Ny fihaviany Frantsay: madame.

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31