Teny iditra | lovina (lo) | ||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny iharana | ||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Atao tonga lo: Mbola holovin' ny fahafatesana ao am-pasana itony vatantsika itony [1.1] | ||||||||
Fanazavàna teny anglisy | To be made to rot [1.7] | ||||||||
Fanazavàna teny frantsay | Qu'on laisse pourrir [1.8] | ||||||||
Haiendriteny |
| ||||||||
Fivaditsoratra | linova, lovina, vilona, volany, volina |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |