Teny iditra longoja
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Tanala] Longoza (voankazo any amorontsiraka antsinana na izay eny amin'ny fototrin'ny tahony izy no mitangorona amin'ny tangozany menamena no sady madini-boa no sady koa masiasika ireny voany kely ireny raha sendra voatsabo) [1.78]
Voambolana 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31