Teny iditra | londolondo (londo) | |||||||||
Sokajin-teny | anarana | |||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Tsy fahamiramiranana [1.1] | |||||||||
Fanazavàna teny anglisy | Sleepiness [1.7] | |||||||||
Fanazavàna teny frantsay | Envie de dormir [1.8] | |||||||||
Ohatra | Tsy miova amin' ny londolondo mpahazo azy tany, ka sady mampitahotra no mampalahelo.
[2.470] | |||||||||
Sampanteny |
| |||||||||
Tovy hevitra | londo | |||||||||
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |