Teny iditra | lomondo | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | [Betsileo] Vary voataona eny ampamoloana sady voalamina tsara, antontam-bary efa voajinja: Ny gàgà tsa añaten'ny lomondo aby (Ny goaika tsy takon'ny antontam-bary daholo) [1.78] | |
Fanazavàna teny frantsay | [Betsileo] Riz en gerbe entreposé sur l'aire avant le battage. [1.196] | |
Voambolana | Haizavamaniry | |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |