|
|
|
|

Teny iditra 1  liana
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3 Maniry mafy (ta handre na hahita na hihinana...); dodona handre, may ta handre vaovao: Liana ny hahita an-drainy i Naivo ~ Efa liana erỳ izahay, ry nenibe, fa atombohy ny angano [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4 strongly desiring something; impatient [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  5 avide, impatient [1.8]
Sampanteny 
Anarana :
Voambolana  8  Ontam-po
Fikambanana  9  Fitenena, anaran-tany, anaram-java-maniry sy ny sisa miisa 11 misy ny teny how liana
Ohabolana  10  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  11 Alain, 12 alina, 13 anila, 14 ilana, 15 laina, 16 lania, liana

Nohavaozina tamin' ny 2026/03/07