Teny iditra | leotre | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | [Tanala] Tsikoko, loto amin'ny hoditra: Laha milomaño ka ba hadiño ny leotre amboho (raha mandro aza mba hadinoina ny mikosoka ny tsikoko amin'ny tenda/vozona) [1.78] | |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |