Teny iditra | lemana (lena) | ||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny iharana | ||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Asiana rano, mandoina: Lemo ny valopy hiditiany tsara Kotsaina: Lemo (rano) ny lohany raha mafana loatra izy [1.1] | ||||||||
Fanazavàna teny anglisy | To be wetted, to be moistened [1.7] | ||||||||
Fanazavàna teny frantsay | Qu'on humecte qu'on mouille [1.8] | ||||||||
Haiendriteny |
| ||||||||
Fivaditsoratra | lemana, malañe, mañale, manela, namela |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05 |