Teny iditra | lela vola | |
Singan-teny | lela ; vola | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | (taloha): vola tsy vaky, ariary (ankehitriny): teny enti-milaza vola vy na taratasy azo ampiasaina avy hatrany amin' izao, fa tsy taratasim-bola mbola tokony hatakalo; enti-milaza tena vola fa tsy taratasim-bola na zavatra mitovy vidy amin' ny vola: Saiky haloany vary ny karamako, kanefa tsy nety aho fa nasaiko nataony lela volaihany [1.1] | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/05/16 |