Teny iditra | lelaka (lela) | |||||||||||||||
Sokajin-teny | anarana | |||||||||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Fanakisahana sy fanafosafoana amin' ny lela Fandokadokafana tsy mendrika mba hahazoan-tsitraka [1.1] | |||||||||||||||
Fanazavàna teny frantsay | Action de lécher, de laper Figuré: action de caresser, affection tendre [1.3] | |||||||||||||||
Haiendriteny |
| |||||||||||||||
Sampanteny |
| |||||||||||||||
| ||||||||||||||||
Kamban-teny |
| |||||||||||||||
Fivaditsoratra | lakale, lalake, laleka, lelaka |
Nohavaozina tamin' ny 2023/10/07 |