Teny iditra lefonina (lefona)
Sokajin-teny matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy Tsatohana amin' ny lefona [1.1]
Fanazavàna teny anglisy To be speared [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Qu'on sagaie [1.8]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : lefonina, lefoniko, lefoninao, lefoniny, lefonintsika, lefoninay, lefoninareo, lefonin', lefonin-, lefonim-, lefoni-
Ny lasa : nolefonina, nolefoniko, nolefoninao, nolefoniny, nolefonintsika, nolefoninay, nolefoninareo, nolefonin', nolefonin-, nolefonim-, nolefoni-
Ny hoavy : holefonina, holefoniko, holefoninao, holefoniny, holefonintsika, holefoninay, holefoninareo, holefonin', holefonin-, holefonim-, holefoni-
Filaza mandidy : lefony

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20