Teny iditra | lazoina (lazo) | ||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny iharana | ||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Aserantserana amin' ny afo: Tokony holazoina ilay volotsangana vao notapahina Asian' ny amban' aretina, asian' aretina mbola mikotrika: Angamba lazoin' ny kitrotro itỳ zaza itỳ Asiana: Lazoin' ny hainandro ny andohako Atarazoka; atao izay hahela: Tsy ho vita na oviana na oviana itỳ raharaha itỳ fa lazoinareo lava [1.1] | ||||||||
Fanazavàna teny anglisy | To be made to fade, to be wilted; to be softened by fire [1.7] | ||||||||
Fanazavàna teny frantsay | Qu'on fait ternir; qu'on flétrit, qu'on ramollit auprès du feu [1.8] | ||||||||
Haiendriteny |
| ||||||||
Ohabolana | Ohabolana misy io teny lazoina io | ||||||||
Fivaditsoratra | alozina, lazoina, lozaina, loziana |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |