Teny iditra | lantom-peo | |
Sokajin-teny | kambanteny | |
Fanazavàna teny malagasy | Fiakarana na fidinan'ny feo eo am-panononana fehezanteny iray [1.13] | |
Fanazavàna teny frantsay | Prononciation, intonation [1.13] | |
Voambolana | Haiteny | |
Teny iditra | lantom-peo | |
Sokajin-teny | kambanteny | |
Fanazavàna teny malagasy | Fandrindram-peo eo amin'ny mozika [1.13] | |
Fanazavàna teny frantsay | Arrangement [1.13] | |
Voambolana | Feon-kira: (amin' ny ankapobeny) | |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |