Teny iditra lanosina (lano)
Sokajin-teny matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy Itana amin' ny lano, ilomanosana: Tsy azo lanosina io rano io fa be mamba [1.1]
Fanazavàna teny anglisy To be swum in [1.2, 1.7]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : lanosina, lanosiko, lanosinao, lanosiny, lanosintsika, lanosinay, lanosinareo, lanosin', lanosin-, lanosim-, lanosi-
Ny lasa : nolanosina, nolanosiko, nolanosinao, nolanosiny, nolanosintsika, nolanosinay, nolanosinareo, nolanosin', nolanosin-, nolanosim-, nolanosi-
Ny hoavy : holanosina, holanosiko, holanosinao, holanosiny, holanosintsika, holanosinay, holanosinareo, holanosin', holanosin-, holanosim-, holanosi-
Filaza mandidy : lanosy
Kamban-teny 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05